|
|
|
|

Teny iditra1  sikidy joria
Singan-teny  2 sikidy, 3 joria
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 amin' ny sikidy joria, dia roa karazana ny fipetraky ny voan-javatra, na jama na taraiky, ka apetraka amin' ny laharana roa mifanao ambony sy ambany ny voa ao anaty kitranotrano valo valo avy. [1.1]
Voambolana  6  Finoana
Mpanahaka  7  sikidyalanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02